Karakory Silo, toubih ihany e, hihi, nodinihana t@ antsipirihany mihitsy ny hafatra nentin'ilay raki-tsary, manja... tena manja !! Fa nomarihako manokana ilay fanariana tain-tsigara, tena halaza zao io fitaovana kely io leaza a, hihih, okay bainn !!!